MAFIA MALAGASY
-Filazana sy fanairana antsika malagasy rehetra sy ireo tomponan-draikitra misahana izany.
Ilazana ny mpiray TANINDRAZANA rehetra manana
Tany na trano zay tsy mbola manana papier aradalana aminy
fanjakana ho mailo,fa misy fikambanana MAFIA mpanodikodina
trano na tani-nolona izay efa be no lasibatra teto an-tananarivo,
TOANAY izao manoratra izao.
-Ka any TAMATAVE indray zareo no manao ny asa ratsiny aminizao fotoana izao
-Ka aoka samy itandrina sy ho mailo avokoa ianareo ao TAMATAVE ao sy ny faritra
afa izay mbola tsy nandalovan'izy ireo
-aoka hiraina ny sy ny tompon'andraikitra fa mijaly ny vahoaka madinika aminy fandravana trano etsy
fandravana trano eroa adi-tany etsy adi-tany eroa
-Ireo MAFIA ireo dia ilay saika nandrava tananan'olona tany Mangarano Toamasina fa
mbola voasakany minisitra NADINE RAMARSON tamin'izany fotoana izany,
ary efa be dia be ny ketriketrika ataon'izy ireo aminizao
*MARIHINA ETO FA NY AVOCAT MAITRE RAFIK ASGARALy no mpitarika io MAFIA io,
Ary izy ireo dia manana namana ao aminy Domaine mpijery ireo tanana na Trano na Tany
tsy manana Taratasy feno ka mety atao lasibatra.
*Ary manana namana mpitsara sy mpitandro filaminana ambony ary Vaditany miara miasa amin'izy ireo
Ka manainga tompon'andraikitra ambony sy mahefa eto aminy tany sy ny fanjakana handray andraikitra fa tsy
misy mpiaro ny madinika sy ny tsy manam-bola fa efa maty I MAMA NADINE RAMARSON
*IZAHAY IZAY MANORATRA DE EFA RAVA TRANO TETO ANTANANARIVO,
ARY IZAHAY INDRAY NO VOAHIDY TANY AMPONJA VOLANA MAROMARO KA REHEFA NIVOAKA
IZAHAY DIA EFA AMINY ANARAN'OLON-KAFA NY TANANANAY,ARY EFA NIOVA ENDRIKA TANTERAKA