En fait , hita @ net daholo ireo document ireo
constituion de ratsiraka jusqu'à hat 200 page mahery f any tsara kokoa telehcargena de vakiana @ ordi
ny ordonnace rehetra mommba ny organisation administrative @ ministere ammmenagement sy ny ny primature (manan site web daholo ireo) sy ny interieur
ny resaka financiere ao @ ministere ny finance et budget (tresor public et depense publis et finance des communes )
dia maka anareo exemple @ sujet francais fa misy bdb any @ internet fa mmsiy devoir any administrateur civil francais any
mùazotoa daholo fa efa akaiky le fotoan mila mianatra tsara
de asio koveta misy ranomangatsika ny tongotra