Salut daholo e,le connection @ 2G orange ten miadana b mihitsy
D ahon e,ny enoko fa aty F/tsoa otra ny efa nis nahit le parametre gratuit 3G orange fa mbola tsy fantatra
Raha mba efa fantatr lesan d mba kozio e
Bon8 jiaby
Slt! za mampias everywhere d presque ef nampidiriko le Proxy rehetr fa ts miainga le iz fa achat forfait internet foan no misokatr. Tairo mb omeo sopapa fa tena fanina. Mety marn le we bloque n orange le port 80. Ty mailko rianalatsiry@gmail.com
Salut LUC! Mba mangataka ny mailnao perso fa tena mila vonjy fa tena mbol novice @ty ketrika ty mihits ah. Cle 3G Huawei orange no ampiasaiko d zay proxy ampidirik d ts met dahol. fa tong d mivadik ilay page forfaitaire an'i orange iny. Ty mailko: rianalatsiry@gmail.com. Merci
Meraba daholo ry Zalah, za zany de vaovao eto fa mba mangataka proxy 3G+orange ranga ra misy manana fa de mitsiriritra ny an-dry zalahy manana fotsiny no atao refa miresaka ry zalah. alefaso mp si possible ah
Kez2 daoly e!! mba mila fanapiana ry zareo f z ten debutant mits @ty ketrika connexion gratos
ataonareo eto ty a!! interessant mits léiz f mafy ty ts matakatr connect illimité ty e!!
- inona no solution mb afahan micraké anlé modem 3G+ telma(lé ZTE 49000Ar promotion ireny)io mb ho standard??
- Ary ny telma kou v efa mety atao @lé ketrika gratuit??
- D momb lé connect @ orang 2G na 3G gratuit ity no tena mahalina ahy!! aon sy inona avy no config atao f tena
tsy miènga mits zé nataok atreto!! juste lé facebook (m.facebook.com) io foana no mety mandeha f lé ketrika
afak msurf tena ts mety!!
lé proxy publiénareo bdb ireny no andramako d nef tsis mety daholo!! sa efa blocké daholo ren??
Mba omeo zé mandeha any aloha e!!
- ny proxy fotsiny v no mila amboarina @lé izy sa misy ketrika zav hafa mits koa tokony ho configuréna??
Mba mangataka fanapiana ry zareo a!! omeo sopapa sy indice ohatr2 zn fotsin def mety e!!
Sûr d maztou daholo f manampy ny tsy manana mits lé ketrika e!!
ity ny mail-ko: sandaratsimba2@yahoo.fr