AZA KIVY FA NY MAHARITRA IHANY NO MANANA NY SOA E! ANGAMBA TSY MISY INTSONY NY ANDRASO ANDRASO AVY EO FA AVY DIA MILAMINA DAHOLO NY ZAVA-DREHETRA RAHA VAO MIVALY EO IO.
Ela loatra ny valin'ilay concour fa manin? kanefa ny BIANCO ihany no nilaza tao @ TVM fa ny fahataran'ny famoahana ny valin'ny concour no mampitombo ny kolikoly @ ireny fanadinana ireny! Mila mandray andraikitra isika rehetra.
Marina mihintsy zany fa raha tsy mivaly @ty herinandro ty io concour io dia hiantso mpanao gazety sy BIANCO izahay hanao ny fanadihadiana sy hijery ifotony ny tena marina.
Maninona tokoa moa raha atsangana ny voamiera manokana hanao ny fanadihadiana?