611 284
questions
1 180 673
réponses
1 131 524
membres
M'inscrire Me connecter
Inscription gratuite !

Résultat du concour INFA session 2012 Madagascar

Question de meso
Dernière réponse le 17/05/2013 à 14h53
[ ! ]
Pouvez vous publier le résultat du concour d'entrée à l'INFA de Madagascar session 2012?
Répondre
65 réponses pour « 
résultat du concour INFA session 2012 Madagascar
 »
Réponse anonyme
Le 29/01/2013 à 16h00
[ ! ]
Mbola tsy mivaly ihany! misy risoriso indray io ao, efa oviana izay no nanaovana fanadinana dia mbola tsy valiana ihany
Répondre
Réponse anonyme
Le 04/02/2013 à 07h24
[ ! ]
Slt,ovina kay mivaly concour natao teo iny,le admnistration fa mitaintaina zay.misotra tompoko.
Répondre
Réponse anonyme
Le 11/02/2013 à 15h08
[ ! ]
Ovina marina ilay concour mivaly fa toa ela loatra ?
Répondre
Réponse anonyme
Le 11/02/2013 à 15h19
[ ! ]
Marina ve fa @ le 16 Fevrier izao no mivaly n concour INFA
Répondre
Réponse anonyme
Le 14/02/2013 à 08h58
[ ! ]
Fa manina no ela be ny valina exam nareo sa mbola made ve ny risoriso fa exam in no tsy nvali efa 3 mois
Répondre
Réponse anonyme
Le 14/02/2013 à 10h32
[ ! ]
Mbola samy te hampiditra ny azy ange ry zareo reo e!
Répondre
Réponse de wilfriedino
Le 16/02/2013 à 19h01
[ ! ]
Raha misy vaovao dia ampitaho foana fa mila zahay
Répondre
Réponse anonyme
Le 18/02/2013 à 17h34
[ ! ]
Ovina kay ny vali'ilay concours fa na te anao dingana hafa aza izahay dia manjary miandry foana satria mbola tsy hita izay marina.
Répondre
Réponse anonyme
Le 18/02/2013 à 19h09
[ ! ]
Mbola tsy mivaly ihany ve ny INFA fa toa taraika be le izy
Référence(s) :
adjoint d'administration
Répondre
Réponse anonyme
Le 19/02/2013 à 13h52
[ ! ]
Tsy mahagaga mihintsy isika malagasy rehefa manao zavatra aiza v kou efa ho 4éme mois mbola tsy nivaly Aiza ry BIANCO ?
Répondre
Réponse anonyme
Le 19/02/2013 à 14h21
[ ! ]
Fa aiza no mety ahitana ny resultat taloha ato am net?
Répondre
Réponse anonyme
Le 20/02/2013 à 17h36
[ ! ]
à quelle heure et à quelle date le résultat du concour INFA Madagascar
session 2012
Référence(s) :
Adjoint d'Administration
Répondre
Réponse de wilfriedino
Le 21/02/2013 à 18h56
[ ! ]
Raha misy vaovao dia lazao foana ny aty fa mila mintsy ny tenanay!!!
Répondre
Réponse anonyme
Le 25/02/2013 à 18h53
[ ! ]
Mila manantona any ah! fa za koa miandry fa mbola tsy mivaly aloha eh? fa mino za fa mataotra BIANCO ry zareo dia mbola manao plane tsara angamba!
Répondre
Réponse anonyme
Le 26/02/2013 à 08h54
[ ! ]
Ka le bianco nge le majinika ihany no asiny e! manin kou ra miditra any am concours gendarme iz mba jerena
Répondre
Réponse anonyme
Le 26/02/2013 à 10h30
[ ! ]
Otran oe am ty herinandro ty hono no mvoka fa d miandr dhl alo e!
Répondre
Réponse anonyme
Le 27/02/2013 à 06h39
[ ! ]
Atramizao ve de mbola miandry fona,vakina fotsin fa tena mis kolikoly le izy de zay no antony itaritana azy,satri mbol ts tafiditra ny havany eh,,,iady am manambola ve eh,miandry ny rariny...mapanaelo
Répondre
Réponse de wilfriedino
Le 27/02/2013 à 15h10
[ ! ]
Mbola miandry kely fa misy olana kely ry zareo fa misy feuille terana nalefa notsarana any afrika any hono fa mety hivaly tsy ho ela tsony hoy ny tompon'andraikitra
Référence(s) :
vaovao tvm 26 février 2013
Répondre
Réponse anonyme
Le 28/02/2013 à 04h01
[ ! ]
Ahoana koa zany feuille terena nalefa notsaraina any Afrika? fa naninona? ohatry ny be dia be koa le sakana tsy hahafahan-dry zareo mamoaka lay valiny a, ohatra oe: diplaoma faosika e,"fuite de sujet" ono tany @faritra hafa, dia tsy hay intsony izay tena marina @ty raharaha ty e, msaotra t@ vao!!!
Répondre
Réponse anonyme
Le 28/02/2013 à 06h30
[ ! ]
Mahagaga eh!miandry fa gasy zany eh,,,,tena misy zvtr ts milamina mints ao
Répondre
Publiez votre réponse
Règles de bonne conduite :
  • Du respect et de la politesse envers les autres
  • Un style rédactionnel clair, une orthographe soignée
  • Le langage SMS n'est pas autorisé
  • Une réponse construite, détaillée et argumentée
  • Pas de propos insultant, diffamatoire, ni xénophobe
  • Pas de publicité, de spam, ni de contenu illicite
  • Pas d'information personnelle divulguée
  • Pas d'échange d'email, ni de coordonnées personnelles
Réponses sur le thème « 
résultat du concour INFA session 2012 Madagascar
 »
Etes-vous un expert ?
Répondez à l'une de ces questions !
Les derniers messages publiés
Posez votre question maintenant !
Titre de votre question :
Votre question en détails :