669 972
questions
1 485 863
réponses
1 459 434
membres
M'inscrire Me connecter
Inscription gratuite !

Résultat du concour INFA session 2012 Madagascar - Page 3

Question de meso le 13/01/2013 à 16h53
Dernière réponse le 17/05/2013 à 14h53
[ ! ]
Pouvez vous publier le résultat du concour d'entrée à l'INFA de Madagascar session 2012?
Répondre
65 réponses pour « 
résultat du concour INFA session 2012 Madagascar
 »
Réponse anonyme
Le 09/04/2013 é 12h27
[ ! ]
Efa nivaly tokoa ve fa zahay aty amin'ny faritra hafa tsy mahalala n'inona n'inona mihitsy, mba lazao ze marina
Répondre
Réponse anonyme
Le 10/04/2013 é 09h09
[ ! ]
Nandalo tany zahay fa na ny délibération aza ono mbola tsy vita!
Référence(s) :
rakotoarisoa_rija@yahoo.fr
Répondre
Réponse anonyme
Le 10/04/2013 é 15h33
[ ! ]
Fa rovina marna ar izy ty vo ivaly ehhhh!
Répondre
Réponse de wilfriedino
Le 11/04/2013 é 07h41
[ ! ]
Rakotoarisoa> Efa voatsara zany ny concours fa ny famoahana ny valiny izany no olana?!!!omeo vaovao ihany izahay raha misy azo zaraina fa izahay aty @ faritra teny tsy mahafantatra na inona na inona .
Répondre
Réponse anonyme
Le 15/04/2013 é 12h17
[ ! ]
Mba mis tomponandraikitra afak manome fanazavana ny antony ts ivoahany lay concour ve azafad?misaotra tompoko
Référence(s) :
adjoint d'administration
Répondre
Réponse anonyme
Le 18/04/2013 é 11h49
[ ! ]
Bjr dol e, tena mahagaga mihintsy iz ty ko, mba adefaso vao2 zay e ! NRFN ASRD
Répondre
Réponse anonyme
Le 19/04/2013 é 15h49
[ ! ]
Efa nivaly hono ny INFA eh d arabaina zay rehetra afaka.
Répondre
Réponse anonyme
Le 20/04/2013 é 10h00
[ ! ]
Aiza no hijerena ny valiny kay azafady zay misy mahafantatra
Répondre
Réponse de wilfriedino
Le 20/04/2013 é 12h34
[ ! ]
Aiza no hijerena an'izany ary matotra ve izany vaovao izany azafady??
Répondre
Réponse anonyme
Le 22/04/2013 é 20h16
[ ! ]
Bonjour moi c'est Louisette, j'aimerais savoir quand sera affiché les resultats du concours infa 2012 de Madagascar
Référence(s) :
adjoint d'administration
Répondre
Réponse anonyme
Le 23/04/2013 é 14h34
[ ! ]
Ten marin ve zan sa tsah fotsin eh??? tena nival marin ve???
Répondre
Réponse anonyme
Le 24/04/2013 é 11h00
[ ! ]
Efa ivaly hono fa tsy fantatra, efa mande zao ny deliberation t@ za tani t@ maly fa tsy fantatra hoe firy andro no anaovani azi
Répondre
Réponse anonyme
Le 24/04/2013 é 13h23
[ ! ]
Efa ela ian zay oe ivoka zay f eeeeee,mbol ts naita otrity a atramzay,mb maro ian zay concour nataok zay fa ty d ten taraik lotr ka.
Répondre
Réponse anonyme
Le 24/04/2013 é 16h05
[ ! ]
Fa le valiny ve affichéna sa ahoana, tsy hay intsony ze tena marina amin'ity zavatra ity
Répondre
Réponse anonyme
Le 25/04/2013 é 08h56
[ ! ]
Ny ankiz zao d lasa mireni2 s midoroka ftsn azoni ela loatr le famoana ni valin le concour.Moa ni asa rateo efa haitsika ian.Mb resoa ian ra ef mivaly e!
Référence(s) :
REF:CONTROLEUR DE COMMERCE
Répondre
Réponse anonyme
Le 25/04/2013 é 15h33
[ ! ]
Tena mahakivy rakizy ra d otrzao daol ny concour a!d ze manambola sy mafantatroln ian zan no lasa fonctionnaire ko.aiza ho aiza @zany ny madinika e!mapalaelo
Répondre
Réponse de Nyr Rida
Le 26/04/2013 é 10h58
[ ! ]
Tsy aleo tga d tsy avoaka tsony fa iny valiny iny no ampifilaina ny olona ela b eo!
Répondre
Réponse anonyme
Le 27/04/2013 é 12h04
[ ! ]
Zao e, mis olona ambony tsy mety manao sonia hono fa tsy tafiditra ny olony! zany ny concour idirana mpiasam-panjakana eto amintsik e! Mahereza fa ef in-3 niova hono zay ny liste
Répondre
Réponse anonyme
Le 28/04/2013 é 11h05
[ ! ]
Zan mits ko mb enonay,ef in3 niova n liste!!d efa aleo ts manatena ra ts nandoa vola na ts mafatatroln rakiz a!vakina ftsn ny asa maizina ataondreo ol ao ambony ao reo.
Répondre
Réponse anonyme
Le 06/05/2013 é 21h34
[ ! ]
Angamba zay tsy nanao fanadinana no ho afaka @ity concours "ty. Maninona raha mi-plonge ohatry ny nataon'ny CES t@ le candidature filoham-pirenena teo e! Efa ela loatra ka, tena marina e. Hirehitra ny iafaran'io toerana io, tena manahy aho. Aleo sorohina ny loza dieny mbola tsy mi-pôka eo!!!!!!!!!
Répondre
Publiez votre réponse
Règles de bonne conduite :
  • Du respect et de la politesse envers les autres
  • Un style rédactionnel clair, une orthographe soignée
  • Le langage SMS n'est pas autorisé
  • Une réponse construite, détaillée et argumentée
  • Pas de propos insultant, diffamatoire, ni xénophobe
  • Pas de publicité, de spam, ni de contenu illicite
  • Pas d'information personnelle divulguée
  • Pas d'échange d'email, ni de coordonnées personnelles
Réponses sur le thème « 
résultat du concour INFA session 2012 Madagascar
 »
Etes-vous un expert ?
Répondez à l'une de ces questions !
Posez votre question maintenant !
Publiez votre question et obtenez des réponses d'experts bénévoles et de centaines d'internautes, gratuitement.
Titre de votre question :
Votre question en détails :
T17.285