Otran tsis marara kory v range lé fangataanay leuh. Maina kel teo ftsn lé mail mbo nalefa. Isan'andro lasa zatre mjer mail munts sod we mbo nis réponse nahafapo mais hélas non. Tseko lou lisan sasan ra nahazo valiny na aon fa za ts nahaz. Otran atao fanaintainana fotsiny lé we mis connexion gratuit :(
Slt!za ko teo aloha nanana fa lasa manao erreur fona le izy @ zao!hoan'izay manana solution dia ito ny mail: rsrinah.miako@yahoo.fr!
otrany efa kobondrzala sahady a!
Kaiz zala l’éclaire jaune iany!aza publiena ao anaty blog ny ketrika fa manjary kobondrzalah!na org na telma na airtel...!TY ny mailko:rsrinah.miako@yahoo.fr
nanana ko za teo aloh fa lasa long be le izy de avy eo tapaka tanteraka!
ty ny source any le probleme http://:80@93.104.213.86:80@wap.orangeworld.mg/index.php .Zay mahita solution de alefaso mail!ra hitako koa anefa dia ho zaraiko @ laisany!SAMIA MITADY SOLUTION!pour notre avenir!